Dikan'ny teny : fidobohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (doboka) a.: Famoahana feo mafy sY migoboka:Ny fidobohan'ny amponga no nanaitra ny manodidina. Ahitsio
2 (doboka) a.: Fitoerana, fipetrahana, fijanonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel