Dikan'ny teny : fidirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (iditra) a.: Asa atao rehefa miditra: Sarotra ny fidirana amin'io fikambanana io. 1 Toerana voatokana hidirana, izany hoe hitsofohana amin'ny toerana iray, trano, saha: It9 no fidimna ato amin'ny saha. 1 Vola aloa amin'ny fijerena fampisehoana na fandraisana anjara amin'ny lanonana iray: Ohatrinona ny fidirana amin' ity rindran-kira it?f Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel