Dikan'ny teny : fidina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fidy) mt.ih. (fidio): A-laina izay tiana, alaina izay tsara fantenana, jobonina, tsongoina: Fidio izay olona hiaraka aminao. / 1 Madagasikara no fidiko amin'ny tany rehetra. Ahitsio
2 (idina) a: Fomban'ny zavatra midina, izany hoe mandeha avy ambony ka milatsaka ambany: Ela loatra ny fidin'ny lasantsy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel