Dikan'ny teny : fidedadedana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dedadeda) a.: Fanaovana rehi-be: Fidedadedan'ny afo. •Fisamboaravoaram-paniriana tsy hay tonana: Fidedadedan'ny fitiaaan-tanindrazana ao am-pony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel