Dikan'ny teny : fidanadanana
Hampiditra dikany hafa
(danadana) a.: Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan'ny aaaahady no nahafahan'ny omby niaoaka. ? H.o,: Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon'ny fon'ny olona be antra,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha