Dikan'ny teny : fidadadadana

Hampiditra dikany vaovao
1 (dadadada) a: Fitenitenenana miahotrahotra, miambakavaka. ΒΆ M, h.: Fiakanakanana, fivakavakana, fiambakambakana, fibadabadana, fiambatrambarana, fiakakana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel