Dikan'ny teny : fidabohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (daboka) a.: Fianjerana (amin'ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin'ilay fidabohany tamin' ny tany. 1 Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana. F? Fiaiken-keloka na fibabohana amin'ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fi-d abohan 'ilay zozo mpandanY teo anoloan-drainy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel