Dikan'ny teny : fiborotsahana
Hampiditra dikany hafa
(borotsaka) a.: Fitambotsorana hiala amin' ny toerany ka midina, fikorotsahana midina: Fiborotsahan 'ny sikina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha