Dikan'ny teny : fibolisarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (bolisatro) a.: Fikorisana noho ny tongotra tsy mahafahatra fa malama ny tany diavina: MafimafY ihany nY fibolisarany matoa nipitsoka ny tongony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel