Dikan'ny teny : fibohaka
Hampiditra dikany hafa
(bohaka) a.: Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny aolon'io zazalahy io. 1 H.o.: Fandanilaniana foana, fanobatobana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha