Dikan'ny teny : fibehambehanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (behana) a.: Fisehoana ho makadiry na lehibe eo am-pijoroana na am-pandehanana; fanaovana fihetsika manakantsakana na misalovana ny hafa rehefa mandeha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel