Dikan'ny teny : fibebahana
Hampiditra dikany hafa
(bebaka) a.: Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminaol q Fiovana ho kristianina; Angataho isan'andro amin 'Andriamanitra ny fibebahan'ny tey mpino.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha