Dikan'ny teny : fibaiko

Hampiditra dikany hafa
(baiko) a.: Fombaentina mibaiko, izany hoe ma-nome baiko na famantarana ifanaovana, na teny fampanaovan-javatra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1749