Dikan'ny teny : fibabohana

Hampiditra dikany vaovao
1 (baboka) a.: Fiekena, fitsorana ny hadisoana na ny faharesena. * Ohab.: Heloka ibabohana mody rariny: matetika ny fiekena fa diso, izany hoe ny fifonana, dia mahatonga ho afa-keloka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel