Dikan'ny teny : fiarandalamby

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana fi-ara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-bY roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalambY; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel