Dikan'ny teny : fiarambahoaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Anarana o-mena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàndehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatranY, aotobisy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha