Dikan'ny teny : fiantranoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (trano) a,: Fidirana ao an-tranon'olona. ? Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, amPiana ny dinidinika ny amin'izay andro hampakarana sy ny hatao amin'izany; amin'ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. ]reo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana". Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel