Dikan'ny teny : fiantrana

Hampiditra dikany vaovao
1 (antra) a.: Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra. 1 H.i.: Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa in y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel