Dikan'ny teny : fiandrinaina

Hampiditra dikany hafa
a.: Karazan-kankana mivelona ao amin'ny tsinain'ny olona; araka ny finoan'ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olonamisY azy. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0976