Dikan'ny teny : fiambohoana

Hampiditra dikany vaovao
1 (voho) a.: Fitodihana ka ny ivoho no atao manoloana olona; fandosirana. • H.o.: Fahafatesana (raha andriamaniaka na olona ambony no tenenim). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel