Dikan'ny teny : fialikàlika
Hampiditra dikany hafa
1.
Fiàlikàlika (alika) a.: Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(alika) a.: Fomban' ny olona mialikàlika, izany hoe miseho ho sarotiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha