Dikan'ny teny : fialam-boly

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanalana disadisa, fanaovana izay mba hampahafinaritra ny tena rehefa avy nilofo niasa: Ny fijerena sarimihetsika no mba fialam-bolinay isaky ny asabotsy hariva. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel