Dikan'ny teny : fiainana

Hampiditra dikany vaovao
1 [aina] Fakana aina, fakana fofon'aina: Miadana ery ny fiainan'ity marary ity izany. 1 Fe-potoana eo anelanelan'ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany, 2 Fifaliana na fanaranana amin'ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan'andro. 3 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel