Dikan'ny teny : fiady
Hampiditra dikany hafa
(ady) a.: Fomba entina miady: Hafahafa ny fiadin' ity akoholahy ity, Tokony hiadiana: Ady fiady mihitsy izany!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha