Dikan'ny teny : fiadidiana
Hampiditra dikany hafa
(adidy) a.: Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona it9 faritany ity, • Andraikitra, fiandraiketana: An'ny ray amandreny ny fiadidiana ny zanany raha m bola kely.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha