Dikan'ny teny : fiabily

Hampiditra dikany vaovao
1 (abily) a,: Fomban'ny olona miabily, izany hoe miandevo fanahy, tsy manaja tena, mivarina, mikororosy fahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel