Dikan'ny teny : fiàlikàlika

Hampiditra dikany hafa
1. (alika) a.: Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Fialikàlika (alika) a.: Fomban' ny olona mialikàlika, izany hoe miseho ho sarotiny. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2812