Dikan'ny teny : fevrie

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. février), na Febroary (angl. februar) a.: Volana faharoa amin'ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan'ny andro amn'ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin'ny taona miafara amin'ny tarehi-marika azo zaraina 4 ny roa farany, oh. 1980. (jar. Kalandrie sy Zanvie). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel