Dikan'ny teny : fetsena

Hampiditra dikany vaovao
1 (fetsy) mt.ih, (fetseo): Fitahina: Aza fetsena ny olom-bodo. 1 Angalarina: Loza fa nofetsen'iny karilahy iny ny bokiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel