Dikan'ny teny : fetsaka
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Fianjerana, famelezana, Fetsahana, afetsaka, voafetsaka j mametsaka, fametsaka, mpametsaka / ametsahana, fametsahana / miletsaka, fifetsaka, mpifetsaka / ifetsahana, fifetsahana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p. t.: Lena, vonto: Tratran'ny orana tany am-pitsangantsanganana izahay ka fetsaka vao tonga tany antrano.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha