Dikan'ny teny : fetsahana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fetsaka) mt. ih. sY pdr. (fetsaho): Anangonana, amoriana: No fetsahan'ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin'ny fiarakodia ~ Asiana, velesina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel