Dikan'ny teny : fetra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran'ny taninay, 1 Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin9t? manafohy akanjo sy manalaua vola id! 1 Faritra tsy azo ihoarana amin'ny zavatra iray, onona: Efa nasian'ny fanjakana fetra ny uidin'ny zaua-pihinana. / Tsy mahala-1a fetra amin'ny zauatra rehetra ataony izy. - t.i.f.: Ferana,voafetra,afetra / mametra, fametra, mpametra / amerana, famerana j mifetra, fifetra, mpifetra f iferana, fiferana / mahafetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel