Dikan'ny teny : fetezana

Hampiditra dikany vaovao
1 (mety) a.: Hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan'izany fiteniko izany, 1 Fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan'ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel