Dikan'ny teny : fetaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Firaiketana hikambana tsara, hiady tsara tsy misy elanelany. - t.i.f.: Fetahana, afetaka, voafetaka / mametaka, fainetaka, mpametaka / mampifetaka / ametahana, fametahana 1 mifetaka, fifetaka, mpifetaka j ifetahana, fifetahana j mahafetaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel