Dikan'ny teny : feta

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany noleman-drano hanjary fotaka. 1 t,i.g: Fetana, afeta, voafeta, nofineta / mameta, fameta, mpameta / ametana, fametana / mahafeta / fetafeta / fetafetaina / mametafeta, fametafeta, mpametafeta / ametafetana, fametafetana / mifetafeta, fifetafeta, mpifetafeta / ifetafetana, fifetafetana. Ahitsio
2 p.t.: Voa, iharam-pahavoazana, voan'ny fatiantoka, fahafaham-baraka: Feta ta-min 'io roharaha io daholo izy tain mirahalahy. - t.i.f.: Fetaina, voafeta / mameta, fameta, mpameta / ametana, fametana / mahafeta. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel