Dikan'ny teny : fepetra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin'it? fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka, • Teny atao anisan'ny antony ijoroan'ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano it9 raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy, ¶ M. h,: Anjoanjon-teny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel