Dikan'ny teny : feo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Izay ren'ny sofina avy amin'ny fipararetran'ny zavatra iray entin'ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin'ny sofina: Samy hafa ny feon'ny vato sy ny an'ny t'y velesina. (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin'ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany). * F,-p,: Be feo: manana feo ambany, saika midoboka. / Farim-peo: tsy mazava ny feo fa migadragadra izany. / Fotsy feo: ratsy feo. J Manga feo: tsara feo. / Maty feo: tsy mahaloa-peo. / Mivalampeo: tsy mahazo feon-kira rehefa mihira fa midina (mivalana) any amin'izaY tsy izy. / Vaky feo: entina milaza ny sakasakan-jazalahy izay manomboka mihabe feo ka migadragadra izany no fandre ny feony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel