Dikan'ny teny : fenoina

Hampiditra dikany vaovao
1 (feno) mt.ih, (fenoy): Asiana hatrany amin'ny morony: Fenoina rano ny sinibe. • Ampiana: Fenoy kely ity volako it? hividianako lamba telo metatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel