Dikan'ny teny : feno
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Misy zavatra ao anatiny manontolo, misy rano hatramin'ny morony, henika, himpona: Feno olona ny tsena. / Feno rano ny si-n y, i t.i, f.: Fenoina, afeno, voafeno / mameno, fameno, mpameno i amenoana, famenoana i mifeno, fifeno, mpifeno / ifenoana,fifenoana / mifameno / mihafeno / mahafeno / fenofeno, hafenoaana. ΒΆ M.h.: Feno hika, feno hipoka, feno hizina, feno mihintsana, feno mitipitipy, feno mitihitihika, himpona, tsepoka, tsipoka, hivoka, tsentsina, fempina, tampina, mamotsentsina, hifotra, mifatratra, tomefy, tototra, miangoango, feno miatiaty, midibadiba, Penn mibinabina, mizihitra, mivozihitra, mizihizihy, miziniziny, mizetra, mitafotafo, tonga fatra, somafatra, safomorona, avo loha, mihoa-pefy, dabadabaka, diby, hotsaka, vonto, ampoka, safotra, mangeniheny, manjepizepy, somaba, safononoka, diboka, heraka, henika, lelika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha