Dikan'ny teny : fenjaina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Fenjana (fenja) mt.ih. (fenjao): Gejana, fiazana: Nofenjainy ny tanako ka sosotra aho. ? Tazonina tsy handehandeha, tsy hikofoka, giazana: Fenjao ao am-pahitra ao ireo omby ireo fa be, hono, ny mpangalatra ombY. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel