Dikan'ny teny : fendrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fananana endrika miketrona noho ny fahoriana mahazo na fanaintainana amin'ny aretina. - t.i.f.: Afendrotra, voafendrotra / mifendrotra, fifendrotra, mpifendrotra / lfendrotana, fifendrotana / mahafendrotra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel