Dikan'ny teny : fempina

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tampina, tsentsina, tsy misy hivoahana: Fempina ny arabe fa nisy lozam-piarakodia nitronga, - t.i.f.: Fempenana, afempina, voafempina / mamempina, famempina, mpamempina / amempenana, famempenana / mahapempina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel