Dikan'ny teny : felika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanodidinana, fandehanana avy any ivoho, fiolahana. - t.i.f.: Felehina, afelika / voafelika, tafafelika / mifelika, fifelika, mpifelika / ifelehana, fifelehana / mahafe. lika. Ahitsio
2 a.: Anaran-kafa ilazana ny anana. ΒΆ M,h,: Anana, traka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel