Dikan'ny teny : felatanana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny atin'ny ta-nana: Sasao fa maloto izany felatananao izany. - F,-p,: Am-pelatanana: entimilaza zavatra ananan'ny te-na eo amin'ny tena amin'ny fotoana iresahana: Tsy ma-nana afa-tsy ariary zato aho izao eto am-pelatanako. / Felatanana rafla zara: enti-milaza ny olona miseho ho miasa er? rehefa misy mahita toy ny ankizy kamo na ny olona mitady sitraka. ΒΆ M. h.: Tondxo mila zara. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel