Dikan'ny teny : fehy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay treto ka hianJera tsirairay eny an-dalana. ~ Zavatraiandraiketana: Tsy fehin'ny Filohan'i Madagasikara ny Nosy Comores. - t.i.f.: Fehezina,afehy,voafehy, nofinehy / mamehy, famehy, mpamehy / amehezana, famehezana / mifehy, fifehy, mpifehy J fehezana, fifehezana / mahafehy. ΒΆ M,h,: Vona, fatotra, rohy, fehy maty, fehy singory, fehy handrotra, tadivavarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel