Dikan'ny teny : fehim-pihavanana

Hampiditra dikany vaovao
1 na hoe koa Fehim-ponenana a.: Fifamatoran'ny olona ixaY fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjii. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel