Dikan'ny teny : fehezanteny

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (la• zaina: i neny, enti-milaza:tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fits.-p. a-dr., ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mande-ha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel