Dikan'ny teny : fehezana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fehy) a.: Zavamaniry miaraka amin'ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo. ΒΆ M.h.: Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan'ireo anarana avy amin'ny mt. ih, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -fehezana; tetezina-tetezana; fonosina-fonosana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel