Dikan'ny teny : fefy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao. - t.i.f.: Fefena, voafefy, afefy / mamefy, famefy, mpamefy 1 amefena, famefena 1 mit et y, fifefy, mpifefy 1 ifefana, fifefena 1 mahafefy, ΒΆ M.h.: Vala, rova, tamboho, ampiantany tsivikinindahy, aro, kiady, manda. Ahitsio
2 a.: Omby vonoina rehefa avy mandevina. 1 t.i.f.: Mitefy, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel