Dikan'ny teny : fefiloha

Hampiditra dikany hafa
a.: Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian'io teny io, araka ny nolazain'ny tantara, dia ny hevitra hoe "mba ho fefin' ny loha tay ho tapaka", sa-tria, hono, nanao lalàna faran'izay henjana Andrianampoinimerina fa izay vatandehilahy tsy marary nefs tsy tonga namonjy rano vaky mety hampirodana fo ampiantany io dia notapahina ny lohany). —( Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085